Fitodika mpandray

Ny fitodika mpandray dia fitodika asahon' ny endriky ny matoanteny ao amin' ny fehezanteny izay ahitana lazaina manondro ny olona na zavatra na toerana iantefan' ny zavatra atolotra na alefa. Ny lazaina amin' ny fehezanteny mitodika amin' ny mpandray dia mitana ny anjara asa fameno zoina faharoa ao amin' ny fehezanteny mañano.


© MMXXIII Rich X Search. We shall prevail. All rights reserved. Rich X Search